Madagasikara miara milalao
MADAGASIKARA MIARA MILALAO
•
Inty fikambanana ity dia natao mba hifanakalozan-tsika malagasy traik'efa amin'ny kilalao échecs, izay mifono haren-tsaina sy talenta ary koa fialam-boly, mampihitatra ny saina mba hahay handinika misimisy kokoa
<h1>Fampidirana<h1>
Mila tontolo mahafinaritra isika, mba hahatanteraka izany anefa, dia mila mahay mifanaja sy mifankatia isika.
Fitsipika mifehy
izay solon'anarana tsy mendrika dia tsy raisina ho mpikambana
•••Tsy azo atao ny manoratra hafatra maneho; ••fiantsiana•• ••fanambaniana•• ••teny ratsy•• ••fanevatevana ny hafa•• na mandritrin'ny lalao na eo amin'ny pejin'ny team•••.
Tsy azo atao ny mizara lien sy manao dokambarotra isan-karazany ato amin'ny groupe raha tsy mahazo alalana avy amin'ny mpitantana
Zon'ny mpikambana
Zon'ny mpikambana ny manao tatitra ireo zavatra tsy mety ataon'ny hafa mba ahafahana manitsy azy, mitazona ny tsiambaratelo momba izay manao tatitra izahay.
Zon'ny mpikambana ny maneho ny heviny momba izay zavatra tsy ekeny na tsy mety hitany sy manome sosok'evitra mba ahafahana manatsaratsara kokoa ny fiaraha milalao
"Akanga maro hono tsy vakin'amboa"
"Ny mihitabe tsy lanin'ny mamba"
"Izay mitambatra vato, izay misaraka fasika"
"Ny firaisankina no hery"
Ka andao mba haneho firaisan-kina sy hiara mirona amin'ireo lalao hifandonana amin'ireo ekipa vahiny.
Mikarakara tournoi in-2 isan'andro amin'ny 2ora tolak'andro sy amin'ny 8ora alina mba ahafahan-tsika mikotrana isan'andro ihany ny groupe, foana anefa ny lalao 14h na 20h rehefa misy lalao hifanandrinana amin'ireo vahiny mifanitsy aminy.
Mankasitraka indrindra anao ny team mandray anjara amin'ireo karazana tournoi karakarain'ny